-
Jeremia 49:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Namitaka anao ny fampihorohoroana nataonao
Sy ny fireharehan’ny fonao,
Ry ilay mipetraka eny an-tsefatsefaky ny harambato
Sy monina eny amin’ny havoana avo indrindra.
Na manorina ny akaninao eny amin’ny avo toy ny ataon’ny voromahery aza ianao,
Dia hampidiniko avy eny”, hoy i Jehovah.
-