Jeremia 49:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Koa henoy ny fanapahan-kevitr’i* Jehovah hamelezana an’i Edoma, sy izay efa noeritreretiny hamelezana ny mponin’i Temana:+ Hotaritaritina tokoa ny ondrikely. Horavany ny toerana ipetrahan’izy ireo noho ny amin’ireo mponina ao.+
20 Koa henoy ny fanapahan-kevitr’i* Jehovah hamelezana an’i Edoma, sy izay efa noeritreretiny hamelezana ny mponin’i Temana:+ Hotaritaritina tokoa ny ondrikely. Horavany ny toerana ipetrahan’izy ireo noho ny amin’ireo mponina ao.+