-
Jeremia 49:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tsy manana herim-po intsony i Damaskosy.
Te handositra izy nefa tora-kovitra.
Mijalijaly sy manaintaina izy
Hoatran’ny vehivavy efa ho teraka.
-