Jeremia 49:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 49:28 Fandalinana, Boky 2,
28 Izao no lazain’i Jehovah momba an’i Kedara+ sy ireo fanjakana ao Hazora izay notafihin’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona: “Mitsangàna ka miakara any Kedara,Ary aringano ireo zanaky ny Atsinanana.