-
Jeremia 49:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Ho lasan’olona ny tranolainy, ny ondry aman’osiny,
Ny lainy, ary ny fananany rehetra.
Hisy haka koa ny ramevany.
Dia hisy hiantsoantso hilaza amin’ny mponin’i Kedara hoe: ‘Manjaka hatraiza hatraiza ny horohoro!’”
-