-
Jeremia 49:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 “Dia ho lasa toerana ipetrahan’ny alikadia i Hazora,
Ary ho aolo mandrakizay.
Tsy hisy hipetraka intsony ao,
Ary tsy hisy olona hanorim-ponenana.”
-