Jeremia 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mandosira ka mialà ao Babylona.Mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+Ary aoka ianareo ho toy ny osilahy* mitari-dalana ny ondry aman’osy.
8 “Mandosira ka mialà ao Babylona.Mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina,+Ary aoka ianareo ho toy ny osilahy* mitari-dalana ny ondry aman’osy.