Jeremia 50:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Toy ny ondry miely eny rehetra eny+ ny vahoakan’Israely. Naparitaky ny liona izy ireo.+ Nandrapaka azy aloha ny mpanjakan’i Asyria,+ dia nikepokepoka ny taolany avy eo i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.+ Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:17 Fandalinana, Boky 2,
17 “Toy ny ondry miely eny rehetra eny+ ny vahoakan’Israely. Naparitaky ny liona izy ireo.+ Nandrapaka azy aloha ny mpanjakan’i Asyria,+ dia nikepokepoka ny taolany avy eo i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona.+