Jeremia 50:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Miakara hanafika an’i Merataima sy ny mponin’i Pekoda.+ Aoka izy ireo haripaka sy haringana tanteraka”,* hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra asaiko ataonao. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 50:21 Fandalinana, Boky 2,
21 “Miakara hanafika an’i Merataima sy ny mponin’i Pekoda.+ Aoka izy ireo haripaka sy haringana tanteraka”,* hoy i Jehovah. “Ataovy izay rehetra asaiko ataonao.