Jeremia 50:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Tongava miady aminy, ianareo avy any an-tany lavitra.+ Sokafy ny sompitra ao aminy.+ Ataovy mivangongo toy ny vokatra miavosa ny fananany. Aringano tanteraka* izy.+ Enga anie tsy hisy ho tavela ao aminy na iray aza!
26 Tongava miady aminy, ianareo avy any an-tany lavitra.+ Sokafy ny sompitra ao aminy.+ Ataovy mivangongo toy ny vokatra miavosa ny fananany. Aringano tanteraka* izy.+ Enga anie tsy hisy ho tavela ao aminy na iray aza!