Jeremia 52:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+ Jeremia Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 52:12 w07 15/3 11; si 285 Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 52:12 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 11 “Soratra Rehetra,” p. 285
12 Tamin’ny andro fahafolon’ny volana fahadimy, izany hoe tamin’ny taona faha-19 nanjakan’i Nebokadnezara* mpanjakan’i Babylona, dia tonga tao Jerosalema i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina ny mpanjakan’i Babylona sady mpanompony.+
52:12 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,15/3/2007, p. 11 “Soratra Rehetra,” p. 285