15 Dia nentin’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny olona sasany ambany saranga sy ny vahoaka sisa tao an-tanàna, ka nataony sesitany. Nentiny koa ireo efa nitolo-batana tany amin’ny mpanjakan’i Babylona, ary ny sisa tamin’ireo mpanao asa tanana tena mahay.+