Jeremia 52:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina ny kovetabe,+ ny fitondrana afo, ny vilia baolina, ny fitoeran-davenona, ny fitoeran-jiro,+ ny kaopy, ary ny vilia baolina hafa, izay tena volamena sy tena volafotsy daholo.+
19 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina ny kovetabe,+ ny fitondrana afo, ny vilia baolina, ny fitoeran-davenona, ny fitoeran-jiro,+ ny kaopy, ary ny vilia baolina hafa, izay tena volamena sy tena volafotsy daholo.+