Jeremia 52:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay, ary tady 12 hakiho vao nahodidina ny iray.+ Poakaty ilay izy ary voantondro* efatra ny hatevin’ny varahina taminy.
21 Nirefy 18 hakiho* ny haavon’ny andry tsirairay, ary tady 12 hakiho vao nahodidina ny iray.+ Poakaty ilay izy ary voantondro* efatra ny hatevin’ny varahina taminy.