Jeremia 52:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Varahina ny loha andry teo amboniny, ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry. Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ireo ampongabendanitra.
22 Varahina ny loha andry teo amboniny, ary dimy hakiho ny haavon’ny loha andry iray.+ Varahina daholo ny haingony hoatran’ny harato sy ny ampongabendanitra nanodidina ny loha andry. Hoatr’izany koa ilay andry faharoa sy ireo ampongabendanitra.