Jeremia 52:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona sy Zefania+ mpisorona lefitra ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+
24 Nalain’ilay lehiben’ny mpiambina koa i Seraia+ lehiben’ny mpisorona sy Zefania+ mpisorona lefitra ary ireo olona telo mpiandry varavarana.+