Jeremia 52:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Jiosy 745+ no nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina natao sesitany, tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Nebokadnezara.* Nisy 4 600 ny fitambaran’ny olona rehetra natao sesitany. Jeremia Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 52:30 Fandalinana, Boky 1, Fandalinana, Boky 2,
30 Jiosy 745+ no nentin’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina natao sesitany, tamin’ny taona faha-23 nanjakan’i Nebokadnezara.* Nisy 4 600 ny fitambaran’ny olona rehetra natao sesitany.