Fitomaniana 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Niala tamin’i Ziona zanakavavy ny hatsaran-tarehiny rehetra.+ Toy ny serfa tsy mahita kijana ireo andrianany,Ary reraka be izy ireo mandositra eo alohan’ny mpanenjika azy.
6 Niala tamin’i Ziona zanakavavy ny hatsaran-tarehiny rehetra.+ Toy ny serfa tsy mahita kijana ireo andrianany,Ary reraka be izy ireo mandositra eo alohan’ny mpanenjika azy.