Fitomaniana 1:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rariny ny an’i Jehovah+ satria tsy nety nanaraka ny didiny*+ aho. Mihainoa, ry firenena rehetra, ary jereo ny fijaliako. Lasa babo ny virjiny* sy ny tovolahy teo amiko.+ Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 1:18 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 26
18 Rariny ny an’i Jehovah+ satria tsy nety nanaraka ny didiny*+ aho. Mihainoa, ry firenena rehetra, ary jereo ny fijaliako. Lasa babo ny virjiny* sy ny tovolahy teo amiko.+