Fitomaniana 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Niantso an’ireo lehilahy niaraka tamiko aho, nefa namadika ahy izy ireo.+ Maty tao an-tanàna ireo mpisorona sy anti-panahy* teo amiko,Raha mbola nitady sakafo mba hitazonana* aina.+
19 Niantso an’ireo lehilahy niaraka tamiko aho, nefa namadika ahy izy ireo.+ Maty tao an-tanàna ireo mpisorona sy anti-panahy* teo amiko,Raha mbola nitady sakafo mba hitazonana* aina.+