Fitomaniana 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Indrisy! Nataon’i Jehovah toy ny rahona nanarona an’i Ziona zanakavavy ny hatezerany. Nazerany avy any an-danitra ho amin’ny tany ny hatsaran-tarehin’ny Israely.+ Tsy tsaroany ny fitoeran-tongony,+ tamin’ny andro naha tezitra azy. Fitomaniana Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 2:1 w07 1/6 9 Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:1 Fandalinana, Boky 2, Ny Tilikambo Fiambenana,1/6/2007, p. 91/12/1988, p. 26-27
2 Indrisy! Nataon’i Jehovah toy ny rahona nanarona an’i Ziona zanakavavy ny hatezerany. Nazerany avy any an-danitra ho amin’ny tany ny hatsaran-tarehin’ny Israely.+ Tsy tsaroany ny fitoeran-tongony,+ tamin’ny andro naha tezitra azy.