Fitomaniana 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Natelin’i Jehovah tsy nisy indrafo ny fonenan’i Jakoba rehetra. Nisafoaka izy ka noravany ny toerana voaro mafy izay an’i Joda zanakavavy.+ Nazerany tamin’ny tany sy nozimbazimbainy ilay fanjakana+ sy ny andrianany.+ Fitomaniana Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 2:2 Ny Tilikambo Fiambenana,1/12/1988, p. 26-27
2 Natelin’i Jehovah tsy nisy indrafo ny fonenan’i Jakoba rehetra. Nisafoaka izy ka noravany ny toerana voaro mafy izay an’i Joda zanakavavy.+ Nazerany tamin’ny tany sy nozimbazimbainy ilay fanjakana+ sy ny andrianany.+