Fitomaniana 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tezitra be izy, ka nataony tsy manan-kery intsony* i Israely. Nesoriny ny tanany havanana rehefa nanatona ny fahavalo.+Nirehitra toy ny afo miredareda teo amin’i Jakoba izy, ka nandevona an’izay rehetra nanodidina azy.+
3 Tezitra be izy, ka nataony tsy manan-kery intsony* i Israely. Nesoriny ny tanany havanana rehefa nanatona ny fahavalo.+Nirehitra toy ny afo miredareda teo amin’i Jakoba izy, ka nandevona an’izay rehetra nanodidina azy.+