Fitomaniana 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nadio noho ny lanezy ny Naziritan’i+ Ziona, sady fotsy noho ny ronono. Mena noho ny haran-dranomasina* izy ireo, ary toy ny safira nokosehina hangirana.
7 Nadio noho ny lanezy ny Naziritan’i+ Ziona, sady fotsy noho ny ronono. Mena noho ny haran-dranomasina* izy ireo, ary toy ny safira nokosehina hangirana.