Fitomaniana 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nataon’izy ireo haza lambo izahay isaky ny nandeha,+ ka tsy afaka nankeny amin’ny tany malalaka intsony. Kely sisa dia ho vita ny aminay; tapitra ny andronay, fa tonga ny faran’ny fiainanay.
18 Nataon’izy ireo haza lambo izahay isaky ny nandeha,+ ka tsy afaka nankeny amin’ny tany malalaka intsony. Kely sisa dia ho vita ny aminay; tapitra ny andronay, fa tonga ny faran’ny fiainanay.