Fitomaniana 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manao vivery ny ainay izahay vao mahazo sakafo,+ noho ny olona mitana sabatra any an-tany efitra.