Ezekiela 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mahitsy ny tongotr’izy ireo, ary mitovy amin’ny kitron’ny zanak’omby ny faladiany. Namirapiratra toy ny varahina nokosehina hangirana koa ny tongony.+
7 Mahitsy ny tongotr’izy ireo, ary mitovy amin’ny kitron’ny zanak’omby ny faladiany. Namirapiratra toy ny varahina nokosehina hangirana koa ny tongony.+