Ezekiela 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Fa ianao, ry zanak’olona, henoy izay lazaiko aminao. Aza mikomy hoatran’io taranaka mpikomy io. Sokafy ny vavanao dia hano izay omeko anao.”+
8 “Fa ianao, ry zanak’olona, henoy izay lazaiko aminao. Aza mikomy hoatran’io taranaka mpikomy io. Sokafy ny vavanao dia hano izay omeko anao.”+