Ezekiela 4:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Hohaninao hoatran’ny mihinana mofo boribory vita tamin’ny vary orza ilay izy. Handrahoinao eo imason’izy ireo ilay izy, ka dikin’olona* efa maina no hataonao kitay.” Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 4:12 Fandalinana, Boky 1, Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 12
12 “Hohaninao hoatran’ny mihinana mofo boribory vita tamin’ny vary orza ilay izy. Handrahoinao eo imason’izy ireo ilay izy, ka dikin’olona* efa maina no hataonao kitay.”