Ezekiela 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ho fatin’ny areti-mandringana izay any lavitra, fa ho fatin’ny sabatra kosa izay eo akaiky. Izay sisa tsy matin’ireny indray ho fatin’ny mosary. Dia hanamparako ny hatezerako tanteraka izy ireo.+
12 Ho fatin’ny areti-mandringana izay any lavitra, fa ho fatin’ny sabatra kosa izay eo akaiky. Izay sisa tsy matin’ireny indray ho fatin’ny mosary. Dia hanamparako ny hatezerako tanteraka izy ireo.+