13 Fa na dia tafavoaka velona aza ny mpivarotra, dia tsy hiverina amin’ilay tany efa namidiny intsony izy, satria hihatra amin’ny vahoaka rehetra ilay fahitana. Tsy hisy hiverina izy ireo, ary tsy hisy hahavita hiaro ny ainy, satria samy manao fahadisoana.