Ezekiela 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, dia niasa tamiko ny herin’i* Jehovah Tompo Fara Tampony. Nipetrapetraka tao an-tranoko aho tamin’izay, ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahy* avy any Joda. Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 8:1 w18.02 3; si 134 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:1 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),2/2018, p. 3 “Soratra Rehetra,” p. 134 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 13
8 Tamin’ny andro fahadimin’ny volana fahenina, tamin’ny taona fahenina, dia niasa tamiko ny herin’i* Jehovah Tompo Fara Tampony. Nipetrapetraka tao an-tranoko aho tamin’izay, ary nipetraka teo anoloako ny anti-panahy* avy any Joda.
8:1 Ny Tilikambo Fiambenana (Fianarana),2/2018, p. 3 “Soratra Rehetra,” p. 134 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 13