Ezekiela 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rehefa nijery aho dia nahita hoatran’ny bikabikan’olona, ary hoatran’ny afo ilay izy. Nisy afo, avy eo amin’ilay hoatran’ny andilany no ho midina.+ Fa avy eo amin’ny andilany no ho miakatra kosa namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra.*+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 8:2 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 13
2 Rehefa nijery aho dia nahita hoatran’ny bikabikan’olona, ary hoatran’ny afo ilay izy. Nisy afo, avy eo amin’ilay hoatran’ny andilany no ho midina.+ Fa avy eo amin’ny andilany no ho miakatra kosa namirapiratra hoatran’ny metaly manjelatra.*+