6 Dia hoy izy tamiko: “Ry zanak’olona, hitanao ve io zavatra mahatsiravina sy maharikoriko ataon’ny taranak’Israely eto io,+ ka mahatonga ahy hanalavitra ny toerako masina?+ Hahita zavatra hafa maharikoriko sady mbola mahatsiravina kokoa anefa ianao.”