-
Ezekiela 8:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa nentiny teo amin’ny fidirana amin’ny vavahady avaratra mankao amin’ny tranon’i Jehovah aho. Dia nahita vehivavy maromaro nipetraka teo aho, ary nitomany an’ilay andriamanitra atao hoe Tamoza izy ireo.
-