-
Ezekiela 8:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy ihany izy tamiko: “Hitanao ve izao, ry zanak’olona? Angaha heverin’ny taranak’i Joda hoe tsy maninona raha manao an’ireny zavatra maharikoriko ireny ry zareo, dia avy eo fenoiny herisetra ny tany+ sady ataony foana izay hampahatezitra ahy? Dia izao koa mbola ampiakariny hatreny amin’ny oroko mihitsy ilay rantsankazo!*
-