Ezekiela 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa hanampatra ny hatezerako aho. Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Na dia hitalaho mafy be eo am-poto-tsofiko aza izy ireo, dia tsy hihaino azy aho.”+
18 Koa hanampatra ny hatezerako aho. Tsy hiantra azy ireo ny masoko, ary tsy hangoraka azy ireo aho.+ Na dia hitalaho mafy be eo am-poto-tsofiko aza izy ireo, dia tsy hihaino azy aho.”+