3 Ary niakatra avy teo ambonin’ireo kerobima ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano.+ Dia nantsoin’Andriamanitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony, ilay nisy fitoeran-dranomaintin’ny mpitan-tsoratra teo amin’ny andilany.