Ezekiela 9:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa no tavela. Koa niankohoka aho ka nitalaho hoe: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Dia haringanao daholo ve ny sisa amin’ny Israely, amin’izao ianao manampatra ny hatezeranao amin’i Jerosalema izao?”+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 9:8 rr 176 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 9:8 Fivavahana Madio, p. 176
8 Raha mbola namely izy ireo, dia izaho irery sisa no tavela. Koa niankohoka aho ka nitalaho hoe: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Dia haringanao daholo ve ny sisa amin’ny Israely, amin’izao ianao manampatra ny hatezeranao amin’i Jerosalema izao?”+