-
Ezekiela 9:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia hitako niverina mba hanao tatitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony, ilay nisy fitoeran-dranomaintin’ny mpitan-tsoratra teo amin’ny andilany. Hoy izy: “Efa vitako izay nasainao nataoko.”
-