Ezekiela 10:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary niakatra avy teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano. Dia lasa feno rahona tsikelikely ilay trano,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah namirapiratra ny tokotany.
4 Ary niakatra avy teo amin’ireo kerobima ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nankeo amin’ny tokonam-baravaran’ilay trano. Dia lasa feno rahona tsikelikely ilay trano,+ ary feno ny voninahitr’i Jehovah namirapiratra ny tokotany.