Ezekiela 10:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Feno maso daholo ny vatan’ireo kerobima ireo manontolo, ny lamosiny, ny tanany, ny elany, ary ireo kodiarana, izany hoe ny kodiarana teo akaikin’izy efatra.+
12 Feno maso daholo ny vatan’ireo kerobima ireo manontolo, ny lamosiny, ny tanany, ny elany, ary ireo kodiarana, izany hoe ny kodiarana teo akaikin’izy efatra.+