Ezekiela 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa nandeha ireo kerobima, dia nandeha teo anilany koa ny kodiarana. Ary rehefa nanainga ny elany hiakatra avo ambonin’ny tany ireo kerobima, dia tsy nivily na niala teo anilany ny kodiarana.+ Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 10:16 Ny Tilikambo Fiambenana,15/12/1988, p. 15
16 Rehefa nandeha ireo kerobima, dia nandeha teo anilany koa ny kodiarana. Ary rehefa nanainga ny elany hiakatra avo ambonin’ny tany ireo kerobima, dia tsy nivily na niala teo anilany ny kodiarana.+