Ezekiela 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Avy eo dia niala teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ilay trano ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona teo ambonin’ireo kerobima ireo.+
18 Avy eo dia niala teo ambonin’ny tokonam-baravaran’ilay trano ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona teo ambonin’ireo kerobima ireo.+