-
Ezekiela 12:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Koa omano ny entanao, ry zanak’olona, hoatran’ny hoe hatao sesitany ianao. Dia mandehana any an-tsesitany amin’ny andro antoandro, eo imason’izy ireo. Mialà ao an-tranonao, eo imason’izy ireo, dia mandehana any an-toeran-kafa, hoatran’ny olona hatao sesitany. Angamba ho tonga saina ihany izy ireo, na dia taranaka mpikomy aza.
-