Ezekiela 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mahakasika ny mpiadidy+ ao Jerosalema sy ny taranak’Israely rehetra mipetraka ao ity fanambarana ity.”’
10 Lazao aminy hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Mahakasika ny mpiadidy+ ao Jerosalema sy ny taranak’Israely rehetra mipetraka ao ity fanambarana ity.”’