-
Ezekiela 12:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Dia tsy maintsy ho fantatr’izy ireo fa izaho no Jehovah, rehefa aparitako any amin’ireo firenena izy ireo ka aeliko any amin’ny tany samihafa.
-