Ezekiela 12:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Ry zanak’olona, inona indray izany ohabolana fampiasa eo amin’ny tanin’ny Israely izany? Hoy mantsy izy ireo: ‘Mandeha ihany ny fotoana, fa tsy misy tanteraka akory ny fahitana.’+ Ezekiela Fanondroana Bokin’ny Vavolombelon’i Jehovah 1989-2025 12:22 rr 53 Ezekiela Fitaovana Fikarohana ho An’ny Vavolombelon’i Jehovah—2019 12:22 Fivavahana Madio, p. 53
22 “Ry zanak’olona, inona indray izany ohabolana fampiasa eo amin’ny tanin’ny Israely izany? Hoy mantsy izy ireo: ‘Mandeha ihany ny fotoana, fa tsy misy tanteraka akory ny fahitana.’+