Ezekiela 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Amin’izay dia tsy hiala amiko intsony ny taranak’Israely, sady tsy handoto ny tenany intsony amin’ny fahadisoana rehetra nataony. Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho ho Andriamaniny’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”
11 Amin’izay dia tsy hiala amiko intsony ny taranak’Israely, sady tsy handoto ny tenany intsony amin’ny fahadisoana rehetra nataony. Dia ho vahoakako izy ireo, ary izaho ho Andriamaniny’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.”