20 Raha mbola velona koa aho’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘na dia ao amin’izany tany izany aza i Noa+ sy Daniela+ ary Joba,+ dia tsy hahavita hamonjy ny zanany lahy na ny zanany vavy izy ireo, fa ny tenany ihany no ho voavonjiny noho ny fahamarinany.’”+